• Talata 13 Novambra 2018
Any Ivelany.Afobe teny amin’ny FILATEX Misy ambadika politika ?

Nisy firehetana omaly alatsinainy alina ny tao amin’ny orinasa afaka haba OCM ao anatin’ny Filatex etsy Ankadimbahoaka, izay mikirakira sy manao famokarana momba ny tontolon’ny lamba, raha ny fanadihadiana vonjimaika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Oktobra 2018
Any Ivelany.Fikambanan’ny Frankofonia Ho fantatra anio ny sekretera jeneraly vaovao

Nosokafana tamin`ny fomba ofisialy omaly, any Erevan, renivohitry ny Repoblikan’i Armenia ny fihaonan’ireo Filoham-pirenena na filoham-panjankana mikambana ao amin’ny Vondrona iraisam-pirenena ny Frankofonia (OIF).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Oktobra 2018
Any Ivelany.Fanitarana ny seranan-tsambon'i Toamasina Mizotra tsara ny asa

Mizotra tsara ny asa fanitarana ny seranan-tsambon'i Toamasina amin'izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Septambra 2018
Any Ivelany.Tsipy kanetibe eran-tany Nanao Pao-droa i Frantsa

Nanao pao-droa i Frantsa nahitana an’i Dylan Rocher, Henri Lacroix, Philippe Quintais ary Philippe Suchaud teo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany andiany faha-48 taranja tsipy kanetibe notontosaina tany Desbiens Canada ny ny 13 - 16 septambra 2018 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2018
Any Ivelany.Sainte Marie Ripaka ny hazo sarobidy

Mitohy ny fandripahana hazo sarobidy. Manararaotra savorovoro politika ireo mpijirika dia manao tantely afa-drakotra ny harem-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Jolay 2018
Any Ivelany.Zimbabwe Amin’ny 4 aogositra ny voka-pifidianana

Ny sabotsy 4 aogositra izao farafahatarany no ho fantatra ny vokatry ny fifidianana filoham-pirenena notanterahana tatsy Zimbabwe omaly alatsinainy 30 jolay.

Hamaky ny tohiny
FTT